|
|
|
|

Teny iditra1 vory loha
Singan-teny  2vory, 3loha
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny tafon' ny trano izay tsy mba nasiana tapenaka avo fa natao mitovy efatra eo ampovoany kosa. [1.1]
Mpanahaka  6 voriloha

Fivaditsoratra  7 harivolo, 8 hary volo, 9 voriloha, 10 vory loha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12