|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vorondra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tanala] vomanga: Mañano tsirim-borondra ka voho mitsimoke dia miolake (manao tsirim-bomanga ka vao mitsimoka dia miolaka)
[1.78] 4 [Tanosy] voamanga [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Nom d'une herbe aquatique d'après Dandouau.
[1.196] |
| Ohatra |
6 Ary izao koa no anarany : vomanga, ovilava, vihazo, borokay, bokala, batata, vorondra, ambizo, tsomanga.
[1.437#]
|
| Voambolana | 7 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 8 ravim-borondra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|