|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vorombe
Singan-teny  2vorona, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Jereo gisa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a goose. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7oie. [1.54, 1.8]
Ohatra  8 Nefa tsaroako fa indray mandeha, nisy nangalatra vorombe iray; [1.437#]
9 Ny mangalatra vorontsiloza, na vorombe, na dokotra, na vorombazaha, na akoho, dia atao an-tranomaizina herinandro; [1.123#]
Voambolana  10 Haibiby: vorona
Tovy hevitra  11gisa
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io
Sary 

Teny iditra (2/2)13 Vorombe    
Sokajin-teny  14 anarana
Isam-pirenena  15V.
16titan
. [3.1]
Voambolana  17 Haiharingarinifahagola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02