|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vorin-drano |
| Singan-teny | 2vory, 3rano |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ny rano mamorivory sy misy roatrany.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Hazo fotsy fa mangaigai-drano vorindrano fa navoaky ny namany mitady sarika miandry sakafo tsy tianay koa manantena hihitra raha vy aza izahay mijaly
[2.131#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|