|
|
|
|
Teny iditra
1
vontirika
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Toetran' ny maso mivandravandra be toa hivoaka ny taola-maso..
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mamontirika
,
5
mivon
ti
rika
Matoantenin' ny iharana :
6
avontirika
,
7
voavontirika
Anarana :
8
famontirika
,
9
fivontirika
,
10
mpamontirika
Mpamaritra :
11
mahavontirika
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19