|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vonoina |
| Fototeny | 2vono |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Kapohina, asiana, velezina: Nahoana no vonoin' Ikoto foana ny zanako?.
5Alana aina: Novonoin' ny jiolahy tany anaty lobolobo tany izy. 6Tsofina: Vonoy ny jiro. 7Foanana: Efa novonoina ity lalana ity. 8Kosehina tsy hisy: Efa novonoina ny anaran' ny zanakao fa iray volana izy tsy tonga. 9Anesorana (...) ny karama: Novonoina ariary zato io mpiasa io fa nanapaka tsy ara-dalàna. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10to be killed; to be beaten; to be put out (of a fire).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11qu'on tue; qu'on bat, (feu) qu'on éteint.
[1.8] |
| Ohatra |
12 Nony vita ny kabary dia vonoina ny omby.
[1.437#]
13 vonoina tapahin-tenda ao am-pototr' ilay hazo ny akoho. [2.245#] 14 koanefa izay azo nivavaka tamin'izany andro izany, dia vonoina ho faty. [2.59#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19vonoin-Andriamanitra |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 21 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 22 anonovy, 23 anovony, 24 vonoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|