|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vono baibona |
| Singan-teny | 2 vono, 3 baibona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka
[1.1] 6 [vonobaibona] fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 [vonobaibona] rivetage
[1.13] |
| Voambolana | 8 Haitao |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|