Teny iditra | vonjy taitra | |
Singan-teny | vonjy ; taitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Famonjena haingana atao amin' izay asian' ny fahavalo na tratran' ny voina tampoka; fitondrana famonjena noho ny zava-niseho: jiolahy, hain-trano... [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20 |