|
|
|
|

Teny iditra1 vonjimaika
Singan-teny  2vonjy, 3maika
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny zavatra ampiasaina mandra-pahavitan' ny tena izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6done in a hurry; temporary. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7fait à la hâte; provisoire. [1.8]
8provisoire. [1.13]
Ohatra  9 Toe-javatra manokana ny fitànana am-ponja vonjimaika. [1.320#]
10 Ravolisiny anabaviny no nanjaka vonjimaika fony Navony mbola kely [2.508#102]
11 Samy afa-pon' io filazana vonjimaika sy tsy mamatotra io izahay telo mianaka [2.4#23]
Tsipelina hafa  12vonjy maika
Tovy hevitra  13vonjy tavan' andro

Fivaditsoratra  14 vonjimaika, 15 vonjy maika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02