|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 vongovongo |
| Fototeny | 2vongo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fitobiana mitontohitra, fiavosana mifanongòa, fibokitra..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5tas, élévation, agglomération, vagues, morceaux, réunion.
[1.3#855] 6qu'on met en petits tas. [1.196] |
| Ohatra |
7 Maty tamin'izany ny Mpanjaka Toera sy ny Mpitari-tafika roa lahy, Mahatanty sy vongovongo ary Mpifehy ambony maro teo amin'ny fanjakany.
[2.508#]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 20vongo |
| Teny iditra (2/3) | 21 vongovongo |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
23(sens général : qu'on met en petits tas ; cette plante était vendue en bottes qu'on faisait brûler pour en recueillir les cendres).
24Cyathula cylindrica Moq. 25(Amaranthaceae). 26Les cendres étaient utilisées pour obtenir un sel de potasse (emplois en cuisine, pour la fabrication du savon malgache, en teinturerie, etc.).. [Merina, Bezanozano] [1.196] |
| Voambolana | 27 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 28 Vongovongo |
| Sokajin-teny | 29 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Ohatra |
30 Maty tamin'izany ny Mpanjaka Toera sy ny Mpitari-tafika roa lahy, Mahatanty sy Vongovongo ary Mpifehy ambony maro teo amin'ny fanjakany
[2.508#125]
|
| Voambolana | 31 Tantara: olona |
| Fivaditsoratra | 32 Vongovongo, vongovongo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|