|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 volovolo |
| Fototeny | 2 volo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Havana akaiky (io teny io dia ampiasaina miaraka amin' ny "Tsy"): Tsy taovana tsy volovolo: Tsy havana tsy inon-tsy inona
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 6 Fifandraisana: fianakaviana |
| Teny iditra (2/2) | 7 volovolo |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 [Antambahoaka] volo malemy na mandady
[1.78] 10 [Antesaka] volomandady [1.78] 11 [Bezanozano] volomalemy [1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|