|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 volotara |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazam-bolotsangana madinika toy ny bararata ary fanao sodina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4(de volo (2) : grande Graminée).
5Phragmites mauritianus Kuhth (Poaceae). 6Malzac l'a confondu avec la Canne de Provence, Arundo donax L. 7(Poaceae). [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
8 Ary nanirian' ny volotara ny rano nisitrihan-dRanoromasina.
[2.296#118]
|
| Voambolana | 9 Haizavamaniry: ahitra |
| Kamban-teny rehetra | 10anambolotara |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 11 voalotra, 12 volotara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|