|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 volombodimpona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anaran-kazo tsara sy madini-bolo, mena antitra manopy volomparasy, fanaovana rafitra madinika be haingo, sokitra, fanaka sarobidy.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haizavamaniry: hazo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|