Teny iditra | voloina (volo) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy voIo, be volo: Voloina ny ranjon-dRakoto ka tsy sahy mialapataloa izy [1.1] | ||||
Be volovolo [1.13] | |||||
Fanazavàna teny anglisy | Hairy [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Poilu [1.8, 1.196] | ||||
Chevelu [1.8] | |||||
Pelucheux [1.13] | |||||
Duveteux [1.196] | |||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |