|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 volatsivaky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3vola nomena ny mpanjaka ho fankatoavana ny maha-Andriana azy.
[2.436#59] |
| Ohatra |
4 Dia nanasin'Andriana amy ny volatsivaky Ratsimamanga 15 Vtra
[2.59#252]
5 Indro ny volatsivaky hahamasina anao eto amin' ny tany sy ny fanjakana [2.528#154] |
| Fivaditsoratra | 6 volatsivaky, 7 vola tsy vaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|