|
|
|
|

Teny iditra1 vokisana
Fototeny  2voky
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Omena sakafo betsaka: Efa novokisan' Ikoto tsara ve ny vorona?.
5Taomina, tarihina: Novokison' ny namany izy ka nangalatra.
6Ambosìna, amporisihina, tarihina: Novokisan' ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be satisfied with food.
8to be subverted. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on rassasie.
10qu'on incite à la révolte. [1.8]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  15 sinavoka, 16 vokisana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12