|
|
|
|

Teny iditra1 vohana
Fototeny  2voha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Sokafana: Vohay ny varavarankely.
5Anokafana varavarana: Vohay aho fa mangatsiaka.
6Angatahan-dalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be opened; to have a door opened for one. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on ouvre; pour qui on ouvre la porte. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13vohaina
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 havano, 16 hovana, 17 vahona, 18 vohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02