|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vodivoampelatanana |
| Singan-teny | 2vody, 3mapelatanana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Halavan-drefy mitovy amin' ny haben' ny felatanana iray manontolo apetraka mihohoka; ny sakan' ny felatanana.
6Ny vodivoampelatanana dia mitovy amin' ny voantondro dimy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7La largeur de la paume de la main..
[2.415#6702] |
| Ohatra |
8 Toy izao avy no fìlaza ny refy mahery: refy sy voatondro iray, roa, telo, efatra, refy sy vodivoampelatanana, refy hondry, refy sy vehana, refy sy hakiho refy sy hamaton-tsandry refy sy tovo-tsandry refy sy ampamelomantokana refy sy mamakitratra refy sy ampamelomandroa refy sy manindao.
[2.436#]
|
| Voambolana | 9 Toerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|