|
|
|
|

Teny iditra1 vodivoafelatanana
Singan-teny  2vody, 3fela, 4tanana
Sokajin-teny  5 anarana
Ohatra  6 Ny zanaky ny mahatakatra tamin' izany nibonoka tamin' ny fitafiana volonondry matevina sy nikiraro ary nanao bas-sport hatreny antenantena-ranjony ka faritra kely foana, vodivoafelatanana teo ambany lohalika ny azy no mba voan' ny fanala [2.643#10]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11