|
|
|
|

Teny iditra1  voditronga
Singan-teny  2 vody, 3 tronga
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny tapany ambany amin' ny tahon' ny hazo izay tafajanona ao anaty tany rehefa notapahina ilay hazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [vody tronga] the stump of a tree used as fuel [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 [vody tronga] les souches des arbres coupés [1.3]
Voambolana  8  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  voditronga, 9 vody tronga

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04