|
|
|
|

Teny iditra1  vodirindrina
Singan-teny  2 vody, 3 rindrina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 [vody rindrina] the base of a wall [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 [vody rindrina] fond d'un mur [1.8]
7 soubassement du mur [1.13]
Ohatra  8  vodirindrina no itampifiany [2.470#151]
9  Vao nahazo medaly Rakoto ka miara-mikorana amin' ny mpifanolo-bodirindrina aminy [1.1#651]
10  ary ny vodirindrina tandrifin' ny ipetrahan' ny mpinona dia loahany kely hiboroaka any alatrano. [2.857#]
Voambolana  11  Toe-karena: fanorenana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04