|
|
|
|

Teny iditra1 vodiakoho
Singan-teny  2vody, 3akoho
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5le croupion des volailles qu'on offre au père et à la mère, ainsi qu'aux personnes honorables, en signe de vénération et de respect. [1.3]
Ohatra  6 Indray mandeha no mahazo vodiakoho, ka raha mijery ny zoky, dia manao mason-drenivitsika. [2.69#]
7 Ary ny vodiakoho entina kosa ho fanajana ny rai-aman-dreny, fa ny vodi-hena any ny Manjaka, koa iny no atao solo ny, mank' amy ny rai-aman-dreny kosa: [2.48]
Voambolana  8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 9 Teny fanajana
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02