|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 voatondro
Fototeny  2tondro
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4pointed at. [1.2#660]
Fanazavàna teny frantsay  5qu'on a indiqué. [1.3#723]
Ohatra  6 Andro voafetra sy ora voatondro no iaingany. [2.117]
7 Anisan' ny olona voatondro ho mampiahiahy ve aho? [2.529]
8 Tonga maraina teny amin' ilay toerana voatondro izy. [2.445]
9 Izay nanao azy ho lehilahy no nahalany voatondro roa. [2.471]
10 Tamin' ny andro sy toerana voatondro, hitanay i Donga. [2.472]
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13 voatondro
Singan-teny  14voa, 15tondro
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny frantsay  17(de voa : graine ; et tondro : action d'indiquer du doigt).
18Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd.
19(Poaceae).
20Bonne fourragère.
21Ses graines étaient ramassées pour l'alimentation humaine, malgré leur petitesse, en cas de disette.. [Sakalava, Betsileo] [1.196]
Voambolana  22 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02