|
|
|
|

Teny iditra1 voatokana
Fototeny  2tokana
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4qu'on a isolé, mis à part, consacré, dédié, dont on a pris possession. [1.3]
5spécialisé, réservé. [1.13]
Ohatra  6 Inona no diplaoma voatokana ho an' ny Malagasy? [2.113]
7 fotoana voatokana hivorian'ny mpianakavy rehetra. [2.606]
8 Mety aloha ny manadihady momba ny fepetra ampiasaina amin’ny famindrana toerana ny mpikambana amin’ny Foloalindahy hisahana asa voatokana ho an’ny olon-tsotra. [4.27]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 tokoavana, 11 voaantoka, 12 voakatona, 13 voakotana, 14 voatakona, 15 voatokana, 16 voatonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02