|
|
|
|

Teny iditra1 voatebaka
Fototeny  2tebaka
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4méprisé, raillé. [1.3#690]
Ohatra  5 Fa raha tsy izany, na zovy na zovy dia voatebaka hoe: " tsy mba olona iny, fa biby! [2.296#41]
Tovy hevitra  6tinebaka

Fivaditsoratra  7 voatabake, 8 voatebaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12