|
|
|
|

Teny iditra1 voatavontay
Singan-teny  2voatavo, 3tay
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-boatavo maniry eny amin' ny zezika.
6Ilazana olona fonetana, fohy hatoka ary be vatana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7Citrouille qui pousse spontanément sur le fumier.
8Sens figuré : gros trafiquant vivant aux dépens des paysans (Malzac).. [1.196]
Voambolana  9 Haizavamaniry: anana

Fivaditsoratra  10 vatovatoina, 11 voatavontay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12