|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voasokitra |
| Fototeny | 2sokitra |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4ciselé, sculpté, troué.
5gravé de la petite vérole. 6gravé, arraché avec un instrument pointu. 7figuré: pressuré. [1.3#619] |
| Ohatra |
8 Tsy zara fa vato mijoro, fa voapaika sy voasokitra.
[2.285#109]
9 Misy koa hazo na vato voasokitra vitsivitsy nataon' ny Ntaolo izay azo lazaina fa fatratra. [2.436#] |
| Tovy hevitra | 10sinokitra |
| Fivaditsoratra | 11 voakositra, 12 voaritsoka, 13 voasokitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|