|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voasingotra |
| Fototeny | 2singotra |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny frantsay |
4qu'on a saisi avec une corde, qu’on a pris par ses propres paroles ou par des paroles perfides.
[1.3#607] |
| Ohatra |
5 fa raha tsy izany, dia ho voasingotra amin' ity ny ainao.
[2.587#]
6 Efa mba nozohizohiny mangina teny tokoa mantsy Izafindrahasy, saingy voasingotra tampoka tamin-dRazanajaza izy. [2.639#] |
| Tovy hevitra | 7siningotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|