Teny iditra | voasatroka | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on a coiffé, ce dont on a coiffé, a qui l’on a donné un chapeau [1.3] | ||
Ohatra | Reheta vita akanjo sy voasatroka Razafindrahety, dia nentin-drizareo Manampahefana niala tamin' ny namany, ka nasehony tamin' ny olona tao AnatiRova avaratra.
[2.649] | ||
Haiendriteny |
| ||
Tovy hevitra | sinatroka | ||
Fivaditsoratra | voarotsaka, voasakotra, voasatroka, voasokatra |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/28 |