|
|
|
|

Teny iditra1 voasaraka
Fototeny  2saraka
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4qu’on a séparé. [1.3#579]
Ohatra  5 Manomboka hatreo, dia efa voasaraka ho antoko roa miavaka tsara ny Malagasy, dia ireo havanambanana sy tiam-Bazaha, ka nianatra tany amin'ny sekolim-bazaha sy ireo nijanona ho Malagasy satria tsy afa-nanoatra. [2.503#10]
Tovy hevitra  6sinaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12