|
|
|
|

Teny iditra1 voasahana
Fototeny  2sahana
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4A quoi on peut faire face, à quoi l’on a fait face. [1.3#557]
Ohatra  5 Amin' ny firenena tan-dalàna, dia andraikitry ny Fanjakana izany, izay anisan' ny lafiny voasahana amin' ny politika momba ny fiainam-piarahamonina rehetra, fa tsy andraikitry ny orinasa fananan' ny sehatra tsy miankina amin' ny Fanjakana. [4.27#]

Fivaditsoratra  6 hasoavana, 7 voasahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12