|
|
|
|

Teny iditra1 voarohirohy
Fototeny  2rohirohy
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Ohatra  4 Taorian' izay dia noafahana noho ny fisalasalana avokoa ny ankamaroan' izay voarohirohy ho nanao trafika. [4.27#2012/05/24]
5 Heverina ho tsy manan-tsiny ny voampanga sy voarohirohy rehetra mandra-pisian' ny didim- pitsarana raikitra manameloka azy. [1.320#]
6 Nahoraka omaly tontolo ary tena naresaka ny akom-baovao momba ireo minisitra telo voalazana fa voarohirohy amin’ny fanodinkodinam-bolam-panjakana tamin’ny fotoana nisahanan’izy ireny ny fahefam-panjakana. [4.11]
Haiendriteny 
7 Ny lasa :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29