|
|
|
|

Teny iditra1 voarindra
Fototeny  2rindra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4Qu’on a bien arrangé, mis d’accord, arrangé en forme de vis ou d’écrou. [1.3#534]
5harmonisé, organisé. [1.13]
Ohatra  6 aloha fa ny harivolana dia teny voalahatra sy voarindra eo amin'ny fiainam-piarahamonina. [2.606#]
7 Rehefa voarindra, ka hita izay andro hahatsara zavatra, dia natomboka amin' ny Tsara ny avy e. [2.245#]
Tovy hevitra  8rinindra

Fivaditsoratra  9 ovirandra, 10 voarindra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12