|
|
|
|

Teny iditra1 voaranala
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazana voara fihinan' ny lambo any an' ala ny voany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4(de voara et ala : forêt).
5D'après Malzac : « Espèce de figuier dont les sangliers mangent les fruits ».. [Merina] [1.196]
Voambolana  6 Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  7voarandambo

Fivaditsoratra  8 voalanara, 9 voaranala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19