|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voaramontsina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hazo madinika misy voany kely fihinana tsara tsiro (Vaccinium fasciculatum).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4(déformation de voaramontsana ).
5C'est l'orthographe adoptée par Malzac qui fait dériver ce nom de voara, à notre avis, à tort. 6Vaccinium fasciculatum Bojer, Vaccinium emirnense Hook. 7et Vaccinium secundiflorum Hook. 8(Ericaceae). 9Arbustes fruitiers : les Myrtilles à gros fruit de Madagascar. 10Une révision des espèces malgaches serait souhaitable car beaucoup d'auteurs ont décrit des espèces sans se préoccuper des travaux de leurs prédécesseurs.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
11 Ny hanina fivarotra teny dia tongotr' omby masaka sy hena-kison masaka, vodi-tatamo, voalefoka, lavandro (koba sy teti-kena), fìtaratra jamba (apempa), fati-kely, ary voakandrina sy voaramontsina sy voafotsy.
[1.437#]
|
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 13 mosavy antrano, 14 voaramontsina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|