|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voaporofo |
| Fototeny | 2porofo |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Ohatra |
4 Tsy voaporofoko mandrakizao moa io, satria tsy nanan-kevitra hanontany an' i Vola momba izany aho taty aoriana.
[2.4]
5 Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina? [4.27] 6 Tsy azo nampisehoana izany moa ny mpampiasa voaporofo fa mampidi-doza izany ka ny olon-kafa nahazoana nanao no nanaovana, dia ny tena samy tena. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|