|
|
|
|

Teny iditra1 voantandroka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Bibikely mipetraka amin' ny mandomando sy ny maizimaizina, saingy mihorona faingana izy rehefa raisin' ny tanana. [1.1]
Voambolana  4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  5 vatan' akondro, 6 voantandroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12