Teny iditra | voanosy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibikely fianakaviamben' ny voangory mivelona eny ambony hazo sasantsasany [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Fivaditsoratra | soniavo, voanosy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |