|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voankena |
| Singan-teny | 2voa, 3hena |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ny voan' ny omby, izay be mpifady.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6beef kidneys.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7rognon de boeuf.
[1.8] |
| Ohatra |
8 hoy izy mantsy ilay zanak'andriana teo Ambohidratrimo, nifarombaka tamin'ny voankena nentiny.
[2.298#]
9 Tsy manafintohina olona tonga am-pahadiovam-po hiray ala-helo amin' ny tena ve ny teny tahaka io, sy ny voankena ahosina aminy ka mandoto ny akanjony? [2.245#] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 voankena, 12 vokenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|