|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voangaly |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazam-boangory mitovitovy amin' ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cetonia).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4cétoine.
[1.3#843, 2.165] 5coléoptère noir à raies blanches. 6Cetonia. [1.3] |
| Ohatra |
7 Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly.
[2.69#222]
8 Voka-bary tamin' izany ary teny an-tsahan-korom-potsy teny, toe ambody nato iray midoroboka misalohy laingo sy ivezivezen' ny tantely sy voangaly. [2.470#27] |
| Voambolana | 9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|