|
|
|
|

Teny iditra1 voampakatra
Fototeny  2akatra
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4taken up, brought to a higher position.
5To have been brought home, as of a bride, hence married.. [1.2]
Ohatra  6 ary amin' io andro hadimiana io, raha mandoa, na reradreraka, indrindra ka maty raha mbola tsy voampakatra, dia atao isan' ny mamosavy ihany; [2.857#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12