|
|
|
|

Teny iditra1  voamivonto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Otri-po ananana amin' ireo ambony na lehibe mpitondra [1.1]
4 [Vakinankaratra] milaza fa be no alaina, kanefa kely no aseho ny mpaniraka. Ohatra: Ariary telo no nahavotany, kanefa ariary monja no aseho [1.530#16]
Kamban-teny rehetra  5 manao voamivonto

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04