|
|
|
|

Teny iditra1 voamitohy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-boangory sahala habe amin' ny voanantoka na ny voanosy, fa misy poizina mahafaty raha manaikitra. [1.1]
Voambolana  4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  5 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02