|
|
|
|

Teny iditra1 voamboana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-kazo sady mafy no mavesatra, mania antitra ny volony, fanaovana fanaka mihaja. [1.1]
4karazan-kazo sarobidy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5palissandre. [1.3, 1.13]
6palissandre (Dalbergia baroni). [1.5]
Voambolana  7 Haizavamaniry: hazo
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 vaombaona, 10 voamboana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08