|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voaloaka |
| Fototeny | 2loaka |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Ohatra |
4 Ary dia nizaha ny tafondro efa voarendrika indray izahay, ny tsy mbola voaloaka.
[2.366#]
5 Nony voaloaka ny rindrina, dia lasa izy namono vantotr' akoho sy nahandro vary kely. [2.69#] |
| Fivaditsoratra | 6 voalaoka, 7 voaloaka, 8 voaolaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|