|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voakasika |
| Fototeny | 2kasika |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4touché.
[1.3#316] |
| Ohatra |
5 Ny hita ho voakasika kely tokoa angaha dia i Doda.
[2.4#112]
6 Amin' ny sisa izay tsy voakasika firy no ahitana koa ny mpanararaotra izay tsy maintsy mahita hihoriranana foana hahazo tombotsoa ho an' ny tenany noho iny fandonana iny. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8kinasika |
| Fivaditsoratra | 9 voakasika, 10 voakisaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|