|
|
|
|

Teny iditra1 voakaly
Fototeny  2kaly
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4very well done, done with care and skill. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5bien soigné: Voakaly io hoso-doko io (Cette peinture a été bien soignée). [1.3#305]
6fait avec habileté et diligence, très bien fait, travail soigné. [1.8]
Ohatra  7 Fa misy ny fomba nilana fikarohana sy voakaly kokoa. [2.472#219]
8 Ny harivolana izany dia azo lazaina fa teny voalahatra manokana sy voakaly mba hanaitra ny sofina sy hampieritreritra ny mpihaino. [2.606#17]
Tovy hevitra  9kinaly
Kamban-teny rehetra  10angozy vita voakaly

Fivaditsoratra  11 koviala, 12 voakaly, 13 voakila

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08