|
|
|
|

Teny iditra1 voaisa
Fototeny  2isa
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4compted, numbered, reckoned. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5compté, mis au nombre. [1.3#274]
Ohatra  6 koa ny loaka tamin'ireo voaisanay ireo [2.366#150]
7 fa raha tsy voaisako dia matin' ise ariary folo kosa aho [1.436]
Haiendriteny 
8 Ny lasa :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 avosay, 11 isavao, 12 voaisa, 13 voasia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02