|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voahitsaka |
| Fototeny | 2hitsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4foulé aux pieds, méprisé.
[1.3#252] |
| Ohatra |
5 voahitsaka i Mira fa ny dihiny ihany no nimasoany.
[2.442#82]
6 Nozahany tsara tsy ho voahitsaka ireo vady aman-janany manao ladina an-tany [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8hinitsaka |
| Kamban-teny rehetra | 9kapila voahitsaka |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 voahatsika, 12 voahitsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|