|
|
|
|

Teny iditra1 voahangy raraka
Singan-teny  2voahangy, 3raraka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ireo olona maro miasa eny an-tsaha amim-pifaliana amin' ny fotoana fanetsana ny varialoha. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12